Teny iditra fandrana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] zavamaniry lava ravina fanaovana tafo [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] Karazan-kazo hafa kely fa ny voany sy ny raviny sahala amin' ny an' ny mananasy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   shrubs. Two or three species are known by this name, from which a kind of potash is obtained. The leaves are used for thatching. (Prov.) Pandanus sp. [Richardson 1885]
Voambolana  
Anarana siantifika   Pandanus
Fitovian-keviteny   fandry

Teny iditra fandrana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hoditry ny hazo fandrana izay endahana ka atao lakan-drano hitarihana ny rano mba hampita hady [Rajemisa 1985]
   lakan-drano vita amin'ny hoditry ny fandrana [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   shrubs, from the stems of which gutters for carrying water over depressions of the ground are made, hence, an aqueduct [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   canal [SLP: Voambolana]

2009/09/09