Teny iditra fandrangotra (rangotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandrangotra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay griffe [SLP 1986]

Teny iditra fandrangotra (rangotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo rangotina: Ny vato tsy fandrangotra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31