Teny iditra fandrantsanana (rantsana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanapahana rantsana: Amin' ny volana jiona no fandrantsanana ny voaloboka [Rajemisa 1985]
 fanapahana ny rantsana hanome endrika na hanatsarana ny hazo [SLP 1986]
Famaritana frantsay émondage [SLP 1986]
 instrument avec lequel on élague ; saison de l'élagage [Boiteau 1997]
Voambolana 

2019/08/17