Teny iditra fandrasa (rasa)
Sokajin-teny   anarana na tambinteny
Famaritana malagasy   Fomba entina mandrasa
¶ Azo rasaina: Tsy loba fandrasa ny taolana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fandrasa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] voromahery [Rakotosaona 1972]
   [Bara] papango [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   [Provincial] [Mod. s. from mandrasa (rasa).] A species of long-legged hawk. Scelospizias franciscoe, Sm. Same as firasa. [Richardson 1885]
Voambolana  
Anarana siantifika   Scelospizias franciscoe

2009/02/23