Teny iditra | fandraviravy (raviravy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mandraviravy, manantona, manakirazorazo; fomba entina mampiseho na mampideradera vola hitaomana olona hanao zavatra iray [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |