Teny iditra | fandrebirebena (rebireby) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitarihana hivilivily lalana, fanadalana: Misy mitaona anao hiasa fa hahazo vola be, hono, ianao: fandrebirebena anao tsy hianatra tsara izany Fanolikolena, famitahana amin' ny hevitra manodoka: Mampanantena paradiso eto an-tany ireo olona ireo; aza mina izany fa fandrebirebena fotsiny izany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The act of causing embarrassment, the act of troubling someone [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action d'embarrasser, de troubler [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |