Teny iditra fandrefiala (refy, ala)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bibilava mpipetraka eny ambony hazo ary milatsaka amin' ny olona na biby mandeha eo ambaniny; pily [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Mod. s. from mandrefy (refy), and ala, a forest.] A species of tree-snake, so called from its habit of swinging from tree to tree, as if measuring the extent of the forest. Same as pily [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Espèce d'aspic [1.54]
Ohatra Natahorana mantsy fandrao nisy fananjavarika (fandrefiala) tany an-tendron-kazo tany. [2.643]
Voambolana 
Tovy hevitra pily

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31