Teny iditra fandrenesana (re)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahafantarana feo
¶ Fahazoan' ny olombelona mifandray amin' ny zavatra manodidina azy ka ahafantarany ny momba ny tsirony, ny fofony, ny feony sy ny hamafiny: Misy efatra ny fandrenesana ka ireto avy ny organina aminy: ny lela, ny orona, ny sofina, ny hoditra amin' ny tena manontolo, fa indrindra ny tanana
¶ Varavaran-tsaina. (Marihina fa ny fahitana dia tsy mba voafaoka ho anisan' ny fandrenesana) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the sense of hearing; also used of other senses [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay l'ouïe ; sensation en parlant des autres sens, sauf la vue [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  fahitana ~ fanamboloana ~ fitsapana ~ fitsiroana

2012/02/29