Teny iditra | fandresena (resy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fahombiazan' izay mahery, izay mataniaka: Nidera ny fandresen' ny tafika ny vahoaka. Izy no nahazo ny fandresena tamin' ny hazakazaka Fanoherana: Tsy mora ny fandresena ny kilema [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Victory [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Victoire [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |