Teny iditra fandria > fandriatra (triatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mandriatra, mandrovitra, manataka [Rajemisa 1985]

Teny iditra fandria > fandriana (andry)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a bed, bedding. [Richardson 1885]
 a bed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay lit [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
fandriana
fandriako
fandrianao
fandriany
fandriantsika
fandrianay
fandrianareo
fandrian'
fandrian-
fandriam-
fandria-
-pandriana
-pandriako
-pandrianao
-pandriany
-pandriantsika
-pandrianay
-pandrianareo
-pandrian'
-pandrian-
-pandriam-
-pandria-
Teny mitovy hevitra farafara
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 138]
2Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [Andraina: Mitaraina, takila 172]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny fandriana ity (1): Ampandrianakanga

Teny iditra fandria > fandriaka (riaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mandriaka, mandeha na mizotra toy ny riaka: Loza ny fandriakan' ny rany tamin' ny tany [Rajemisa 1985]