Teny iditra fandriana (andry)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasa [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a bed, bedding. [Richardson 1885]
   a bed [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   lit [Hallanger 1974]
Ohatra   Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 138]
Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [Andraina: Mitaraina, takila 172]
Voambolana  
Ny bikany  
fandriana
fandriako
fandrianao
fandriany
fandriantsika
fandrianay
fandrianareo
fandrian'
fandrian-
fandriam-
fandria-
-pandriana
-pandriako
-pandrianao
-pandriany
-pandriantsika
-pandrianay
-pandrianareo
-pandrian'
-pandrian-
-pandriam-
-pandria-
Fitovian-keviteny   farafara
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny fandriana itý (1): Ampandrianakanga

Nohavaozina tamin' ny 2014/02/06