Teny iditra fandri-borovoro
Singan-teny fandrika ; vorovoro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fandri-borona misy tady kely izay isavorovoroan' ny vorona ka ahafahana misambotra azy mora foana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ fandriborovoro ] A loose kind of snare. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Piège à plusieurs lacets propre à embrouiller les oiseaux [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17