Teny iditra fandrika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavatra atao hisamborana biby, indrindra [...]
¶ Fitaka atao hamelezana ny hafa
¶ Fitanana mialoha [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a snare, a trap, a gin. Applied also to words used to ensnare any one. [Richardson 1885]
   a trap [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   piège [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   piège, nasse [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   vovo

Nohavaozina tamin' ny 2010/12/31