Teny iditra fandrim-bolana (andry, volana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fomba fatorin' ny zaza izay misokatra kely ny masony [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [ fandrimbolana ] Having the eyes half open in sleep [Richardson 1885]
Fandikana frantsay action de dormir les yeux entr’ouverts [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31