Teny iditra fandrin-drano
Singan-teny fandry ; rano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fahamarin-tampona, fitovizan-tantana toy ny an'ny rano: Fandrindrano ka tsy misy avo sy iva
Fitovizana tanteraka, fitovizana tantana [1.1]
 (fandrindrano) fitaovana fijerena ny marindrano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Niveau de maçon, niveau d'eau [1.13]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/04