Teny iditra fandringana (ringa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehanana na fipetrahana mitongilana, tsy marina mahitsy tsara [Rajemisa 1985]

Teny iditra fandringana (ringana)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina mandringana, mandripaka, mamono hatramin' ny farany, manimba tanteraka
¶ Azo aringana [Rajemisa 1985]

2012/11/12