Teny iditra fandritra (ritra)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandritra, izany hoe manao izay hahatankina; fomba entina mahandro hena mba hahalasa fofona ny rano andrahoana azy; fandaniana
Azo ritina: Misy laoka tsy mba fandritra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14