Teny iditra fandroaka (roaka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandroaka, manosika hivoaka
¶ Azo roahina [Rajemisa 1985]
Ohatra Hataony ahoana no fandroaka an' Isimaela, izay zanaka mbola lalainy? [White: Patriarka]

Teny iditra fandroaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Alika, amboa [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] alika [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] [Mod. s. from mandroaka (roaka).] A dog. See alika, amboa [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] chien ( kivahy). § amboa [David: Dialectes (takila F)]
 chien [Rajemisa: Vakoka, SLP 1986]
  [Sakalava-Mayotte] chien [Andilidine: Lexique (takila F)]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31