Teny iditra fandroana (andro)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Andro lehibe azo heverina ho fetimpirenena malagasy fahizay izay natao ho fidiovana indrindra sy hifampirariantsoa. Tamin' ny tsinam-bolana Alahamady tany an-tendrony ary tamin' ny fitsingerenan' ny nahaterahan' ny mpanjaka Ranavalona III taty aoriana no nankaJazana ny Fandroana. Nizara andro telo lehibe ny fandroana: ny tora-bolana, ny tena fandroana na fisasana amin' ny rano mba hidiovana, ary ny famonoana omby nakana hena natao jaka [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the Malagasy annual festival, so called because bathing is one of the chief points in its observance; a bath. [Richardson 1885]
   a bath, bathing [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   bain [Hallanger 1974]
Teny nalaina  
Lahatsoratra  
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29