Teny iditra | fandrobona (robona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetra na fomban' ny zavamaniry mandrobona na maniry tsara miroborobo: Mahafaly ny mpamboly ny mahita ny fandrobon' ny voliny [1.1] | |
Tovy hevitra | fanorobona | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |