Teny iditra fandrodana (rodana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manjera amin' ny tany, mandrava
Azo arodana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on peut renverser, manière de renverser [1.3]
Ohatra Mandra-pahoviana no hiantorahanareo amin' olona, mba hiarahanareo mandrodana azy, toy ny fandrodana tamboho mitongilana, tahaka ny manda efa mihotsaka? [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07