Teny iditra fandrodanana (rodana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanjerana amin' ny tany, fandravana: Ady mafy ny fandrodanana ny fanompoan-tsampy [Rajemisa 1985]

2009/02/23