Teny iditra fandrohizana (rohy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famatorana mafy; fisamborana omby amin' ny fanipazana tady eny gamin' ny tandrony na ny tongony [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay rattachement [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31