Teny iditra fandrohy (rohy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mandrohy, izany hoe mamatotra mafy na misambotra omby amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na ny tongony [Rajemisa 1985]

2009/02/23