Teny iditra fandrorana (rora)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanipazana rora: Tavy fandrorana
Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanazimbana, famotsifotsiana: Tena fandrorana ahy mihitsy ny nafitsony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de cracher, le lieu, le crachoir [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07