Teny iditra fandrotra (handrotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fatorana mivaha moramora raha vao voasintona ny laniny
¶ Singory, tadivavarana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] a girdle, a belt, a hoop of a barrel, a cord [Richardson 1885]
Sampanteny 

2012/11/12