Teny iditra | fandrotsirotsiana (rotsirotsy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanetsiketsehana ny zaza eo am-pofoana na eo amin' ny sandry mba hampatory na hampangina azy mitomany, na hahafinaritraritra azy fotsiny [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |