Teny iditra fandry (andry)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra
¶ Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao? [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra fandry
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   fandrana

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06