Teny iditra | faneferana (efitra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanasiana zavatra eo anelanelan' ny zavatra roa na maro izay tsy tiana hifampikasokasoka na hifampipoka [1.1] | |
Fisakanana zavatra toy ny aratra sy ny hafanana mba tsy hiampita [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Isolation [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |