Teny iditra | fanehoehoana (ehoeho) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Laza mahoraka izaitsizy: Niely hatraiza hatraiza ny fanehoehoan' ny fahendrena amam-pahakingan' io mpanjaka io [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le retentissement [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26 |