Teny iditra fanekena (eky)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy fandavana: Ho hitonao fa hitondra soa ho anao ny fanekenao ny teniko
¶ Fankatoavana: Ny angatahina amin' ny kristianina dia ny fanekeny ny didy aman-dalàn' ny Eglizy
¶ Fanoavana: Zava-dehibe ny faneken' ny ambanifanitra ny tanin' ny Andriamanjaka [Rajemisa 1985]
 fametrahan-tsonia amin'ny taratasim-barotra iray mba ho tompon'antoka amin'ny trosa nataon'olon-kafa [SLP 1986]
Famaritana anglisy a treaty, an agreement, a covenant. [Richardson 1885]
 an agreement, a contract, a treaty [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay accord, contrat, traité [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay acceptation [SLP 1986]
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2017/06/29