Teny iditra fanembantsembana (sembantsembana (sembana))
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba entina manembantsembana, manakantsakana, manampontsampona [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   ce qu'on peut arrêter, manière d'arrêter [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/29