Teny iditra | fanempoana (empo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fanaovana izay hampitsonika zavatra tenehina na atanfna andro na afo: Tokony hitandrina amin' ny fanempoana sao misy zavatra mora maka rehitra eo amin' ny manodidina [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |