Teny iditra |
fanenitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tétanos [1.13]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
tetanosy ~
tomboka |
|
Teny iditra |
fanenitra
(tenitra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A species of mason wasp. [Menangabow panangit.]
This is sometimes called takolapanenitra and
fangaraka
[1.2]
|
| A wasp [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Guêpe [1.3, 1.8, 1.13]
|
Ohatra | nihotakotaka sahala amin'ny omby tratran'ny fanenitra ry zareo
[2.895]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | ~ |
Mpanahaka |
kitoka |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
fanenitra
(tenitra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana [1.1]
|
|
Teny iditra |
fanenitra
(tenitra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manenitra, maneso, manaraby [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Critique [1.3]
|
|