Teny iditra fanenjana (henjana)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manenjana, misintona mba ho henjana
¶ Azo henjanina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Ce qu’il faut raidir, la manière de tendre [Abinal 1888]
Ohatra Manenjana ny lelany toy ny fanenjana tsipìka izy mba handefa lainga. [Baiboly: 30.9.2]

2016/11/02