Teny iditra | fanenjanana (henjana) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fisintonana mba ho henjana, faninjirana: Fanenjanana tady. / Fanenjanan-tsandry Fanamparana hery | ||
Fanazavàna teny frantsay | L'action de se raidir, de résister ; les nerfs qui servent à raidir le bras et le jarret [1.3] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | fanenjanana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | Toile tailleur [1.13] | ||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |