Teny iditra fanenjika (enjika)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   ce ou celui qu'on peut suivre, poursuivre, persécuter [Abinal 1888]
   poursuite [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra   Maro ny kilalao ataony amin' izany, toy ny baolina, fanenjika, hirahira sy dihy. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 17]

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/18