Teny iditra | fanenoalina (neno, alina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kafa iantsoana ny angelinkary [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Mod. s. from maneno (neno), and alina, night.] A species of cricket. [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |