Teny iditra faneso (eso)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qui mérite d’être méprisé, méprisable, manière de mépriser [1.3]
Ohatra Nahita pretra sy masera lasa faneso aho, indraindray aza izy ompaina eny an-dalana. [1.369]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08