Teny iditra faneva (heva)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tapa-damba ahantona amin' ny hazo ka enti-milaza fisian-javatra: ohatra, fahiny nasiana faneva teo amin' ny toerana fivarotana omby
Saina [1.1]
 Famantarana mampiavaka ny tarika iray; saina kely famantarana tarika iray [1.13]
Fanazavàna teny anglisy [Mod. s. from maneva (eva, or heva.).] A war flag, an ensign. [1.2]
 A flag, a banner; a motto for a meeting, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Drapeau, enseigne; devise [1.8]
 Emblème; fanion [1.13]
Ohatra ny Sakalava, nitondra faneva fotsy hananika an' Ambohimanga. [2.48]
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Teny iditra fañeva
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Mendrika, manendrika [1.78]

Teny iditra fañeva
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Chevelure. (maramàrene). Rac. eva (?). [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08