Teny iditra fanevamena
Singan-teny faneva ; mena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faneva iantsoana ny miaramila menavazana raha toa nisy nilana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [mena, red.] A white and red flag hoisted on the chief palace for calling in the reserves at Antananarivo in time of special need; the reserves. Also called sainamena. [1.2]
Ohatra Ka tamy ny andro Alakamisy 13 Adalo, 7 Febroary 1895, dia natsangana ny fanevamena, noho izao ady ataon'ny Farantsay izao; [2.59]
Voambolana 
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28