Teny iditra fangadihady (hadihady)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mangadihady, madiodio (tsisy volo na ahitra): Mahatsikaiky ny fangadihadin' ity lohan' i Naivo nokakasany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L état de ce qui est découvert [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18