Teny iditra fangainana (gaina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahadisoam-panantenana: Mafimafy kokoa ny fangainan' ny mpianatra try afa-panadinana noho ny an' ny tsy nahazo tamin' ny an-tsapaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le désappointement [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20