Teny iditra fangalàna (ala)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanesorana isa iray amin' ny isa lehibe noho izy: Efa mahay fangalana ny zafikeliko vao efa-taona [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   action de prendre, d'enlever, d'ôter, d'arracher, de délivrer, de vendre ou céder à un prix [Abinal 1888]
Dikanteny frantsay   prélèvement [SLP: Voambolana]
Fitovian-keviteny   fanalàna
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/20