Teny iditra fangana (gana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina managana, mandrindrina varavarana na mikapoka mafy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Manière de fermer avec bruit [Abinal 1888]
Tsipelina hafa 

Teny iditra fangana (fanga)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana anglisy  [Provincial] to be set about or applied to with all attention [Richardson 1885]
Endriteny 
fangana
fangako
fanganao
fangany
fangantsika
fanganay
fanganareo
fangan'
fangan-
fangam-
fanga-
nofangana
nofangako
nofanganao
nofangany
nofangantsika
nofanganay
nofanganareo
nofangan'
nofangan-
nofangam-
nofanga-
hofangana
hofangako
hofanganao
hofangany
hofangantsika
hofanganay
hofanganareo
hofangan'
hofangan-
hofangam-
hofanga-
fangao
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny fangana ity (1): Farafangana

2013/10/26