Teny iditra fangaoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a kind of bird. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau. [David 1952 (takila F)]
Voambolana 

Teny iditra fangaoka (haoka)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina mandoaka, mandavaka
¶ Azo loahana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A native hairbrush
¶ any small instrument used in giving a smooth surface to pottery ware. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay instrument pour polir la poterie fraîche [Abinal 1888]
  [Tankarana] qui sert à fouiller, à râcler [David 1952 (takila F)]

Teny iditra fangaoka (haoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sotrobe lany fia [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Grande cuillère usée par le service [Abinal 1888]
Famaritana frantsay Le dissipateur ruiné est comme une grande cuiller usée par le service [Veyrières 1913]

Teny iditra fangaoka (haoka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Kinga amin' ny hafetsena; fatratra raha hangaroka ny hevitra na ny an-karomiafin' ny sasany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Roué; habile à pénétrer la pensée, le secret [Abinal 1888]

Teny iditra fangaoka (haoka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy perverse, stubborn, unmanageable, intractable [Richardson 1885]

Teny iditra fangaoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy an imprecation invoking the entire loss of property, as: Hitondra fangaoka an-tranony anie iny zavatra nangalariny iny, May his theft bring on him the ruin of all his property. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Imprécation : Hitondra fangaoka any an-tranony anie iny ! (Que cette chose volée porte la ruine dans sa maison !) [Abinal 1888]

2017/03/10