Teny iditra fangaro (haro)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo: Tsy toy izao velively no fangaro ny vary ahahy
¶ Azo haroina: Tsy fangaro itỳ anana itỳ rehefa andrahoina
¶ Zavatra akambana amin' ny...: Mividiana fangarondaoka ariary enina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay combinaison [SLP: Voambolana]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Fifanahafana  haro ~ laro

2012/10/07