Teny iditra fangaroka (haroka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mihady, mangaroka, mitsapa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de sonder [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : fangaroka, fangaroko, fangarokao, fangarony, fangarotsika, fangarokay, fangarokareo, fangarok', fangaro-, fangaroky
Tovonana : -pangaroka, -pangaroko, -pangarokao, -pangarony, -pangarotsika, -pangarokay, -pangarokareo, -pangarok', -pangaro-, -pangaroky

Teny iditra fangaroka (haroka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo hadina, tsapaina, tadiavina ho fantatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on peut fouiller [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31