Teny iditra | fangatsiahana (hatsiaka) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Hatsiaka, fangatsiaka (indrindra amin' ny hevitra an' ohatra: Mampalahelo ny fangatsiaham-pon' ireto mponina ireto [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Le froid, la froidure [1.3] | ||
Ohatra | tany aloha tany, nisy tsy fifandraisan' ny mpitandrina sy ny mpampianatra sasany tao Mangarivotra ka nahatonga fangatsiahana teo amin' ny fiaraha-miasa.
[2.356] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |