Teny iditra fangejana (geja)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famatorana mafy, fangiazana, famihinana, fanerena, fitanana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de serrer, de tenir, de contraindre, la cause [1.3]
 Oppression [1.13]
Ohatra 
1Amin' ireny fangejana be dia be ireny, iza no hiadiana? [1.369]
2Miaraka amin' ny fangejana ny toekarena ny famoretana ny fisainan' ny olona sy ny fanendahana azy amin' ny maha izy azy [2.606]
Kamban-teny 

Teny iditra fangejana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Frettage [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra famatorana

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09